Crevette sauce

Faly miarahaba antsika indray, Ny sakafontsika manaraka dia crevette sauce. Ny zavatra ilaina amin’izany moa dia crevette, tongolo, tongolo gasy, sakamalaho, sakay be, voatabia. Hanome filotra vaovao azy dia afaka asiana cari kely ilay izy ary ezahana atao mendimendy tsara ny tongolo. Tsy hiteny betsaka ary aho fa avy hatrany dia jereo ny horonan-tsary. Mandra-piresaka […]

Gana ritra

Sakafo malagasy Ny sakafo atolotra antsika androany indray ary dia gana ritra. Efa hita amin’ny antsipirihany ihany ny fomba fikarakarana azy ao amin’ity horonan-tsary ity fa misy fanamarihana vitsy ihany tiana apetraka ahatsara tsiro ny gana. Rehefa manadio ny gana ianao dia aza adino ny manala ny zavatra midongona eo ambonin’ny tsingim-bodiny. Iny mantsy no […]

Steak salad

Raha te hanaingo ny steak-nao ianao dia afaka atao toy izao. Ampiaraho amin’ny ovy endasina sy salady ravina ary voatabia dia hitanao fa tena manome endrika mahafinaritra toy izao ilay izy. Aza adino ary ny manandrana ary afaka alefanao sary aty aminay ny zavatra vitanao. Raha misy fanontaniana ihany  koa dia aza misalasala mandefa izany. […]

Fanaingona sakafo

Salama daholo e! Betsaka ireo nanontany hoe ahoana no fomba anaingona ny sakafo izay karakaraina. Mba ampisokatra ny vavony sy ahafaly maso, tsotra dia tsotra no tokony ataontsika. Raha tiana anome endrika tsara sady manintona ny sakafo karakarainao dia ny loko no atao maromaro. Ny loko tsy azo adinoina dia ny maintso sy mena. Ny […]

Faly aho! Misaotra antsika rehetra amin`ny fanohanana ny Sakafo Malagasy

Misaotra antsika rehetra manohana! Vao iray andro monja dia efa nahatratra 100 mahery ny mankafy. Tohizantsika hatrany ny fanindrahindrana ny maha-malagasy koa zarao amin’ny namana rehetra ny pejy. Isaky ny alarobia sy alahady i Neny no hamoaka horonantsary koa aza adino ary ny mijery sy manandrana e! Raha misy soso-kevitra na tsikera entina manatsara ny […]