Category Archives: Sakafo Malagasy

Gana ritra

Sakafo malagasy Ny sakafo atolotra antsika androany indray ary dia gana ritra. Efa hita amin’ny antsipirihany ihany ny fomba fikarakarana azy ao amin’ity horonan-tsary ity fa misy fanamarihana vitsy ihany tiana apetraka ahatsara tsiro ny gana. Rehefa manadio ny gana ianao dia aza adino ny manala ny zavatra midongona eo ambonin’ny tsingim-bodiny. Iny mantsy no […]

Steak salad

Raha te hanaingo ny steak-nao ianao dia afaka atao toy izao. Ampiaraho amin’ny ovy endasina sy salady ravina ary voatabia dia hitanao fa tena manome endrika mahafinaritra toy izao ilay izy. Aza adino ary ny manandrana ary afaka alefanao sary aty aminay ny zavatra vitanao. Raha misy fanontaniana ihany  koa dia aza misalasala mandefa izany. […]