Faly aho! Misaotra antsika rehetra amin`ny fanohanana ny Sakafo Malagasy

Misaotra antsika rehetra manohana! Vao iray andro monja dia efa nahatratra 100 mahery ny mankafy. Tohizantsika hatrany ny fanindrahindrana ny maha-malagasy koa zarao amin’ny namana rehetra ny pejy. Isaky ny alarobia sy alahady i Neny no hamoaka horonantsary koa aza adino ary ny mijery sy manandrana e! Raha misy soso-kevitra na tsikera entina manatsara ny vokatra dia raisina an-tanan-droa.

Misaotra_sakafo_malagasy