Fanaingona sakafo

Salama daholo e!

Betsaka ireo nanontany hoe ahoana no fomba anaingona ny sakafo izay karakaraina.
Mba ampisokatra ny vavony sy ahafaly maso, tsotra dia tsotra no tokony ataontsika.
Raha tiana anome endrika tsara sady manintona ny sakafo karakarainao dia ny loko no atao maromaro. Ny loko tsy azo adinoina dia ny maintso sy mena. Ny maintso izay maneho ny hanitra ary ny mena izay maneho ny tsiro. Rehefa ametraka azy eo amin’ny lovia ary ianao dia aza adino ny mametraka voatabia kely sy zava-maintso manaingo ny laokanao.

akoho