Steak salad

Raha te hanaingo ny steak-nao ianao dia afaka atao toy izao.
Ampiaraho amin’ny ovy endasina sy salady ravina ary voatabia dia hitanao fa tena manome endrika mahafinaritra toy izao ilay izy.
Aza adino ary ny manandrana ary afaka alefanao sary aty aminay ny zavatra vitanao. Raha misy fanontaniana ihany  koa dia aza misalasala mandefa izany.

 

Fields marked with an * are required

steak salad