Trondro sauce

Trondo sauce

Anisan’ny sakafo mampiavaka antsika Malagasy ny trondro ary manana karazany maro amin’izy io isika.
Ity nahandrontsika anio ity dia fomba iray afaka hikarakaranao ny trondro. Tsotra, mora ary tena matsiro tokoa.
Fanamarihana kely, raha vao manomboka ny fandrahoana azy ianao dia tsy asiana rano mihitsy fa aoka ny ranon-tsasany ihany no ampiasaina. Rehefa ritra tanteraka io rano io izay vao manampy tsikelikely dia hivoaka tsara ny trondronao.
Araho ary ny sary eto amin’ity rohy ity dia mamela hafatra e!